Y-Zit

Aza Avelanao
Miala tsiny aho raha, raha misy ny hadino Efa ela izay ; tsy maintsy hiverina satria Misy any???? Ny tenako aty fa ny saiko mbola any Mbola mahatsiaro anao ,tsy te hanadino anao Ny maso mikipy ,te hahita ilay loko Te hijery anao, mbola mahatadidy anao Mety ho resy ny andro, fa ny tena tsy handady Satria mbola misy miandry any alavitra any e! E! E Tsy maintsy hiverina fa miandry Ny fandriana mafana eo akaikinao Aza avelanao irery, lasa eritreritra kely Hatokana ho antsika e ! E! Aza avelanao mody aho raha tsy mitolana Ilay masoandro natokana ho anao Aza avelanao mody ô !Ô Raha mafy ny ady ka ianao ,miandry izany ahoana Ny foko tsy te hitalaho satria mbola misy anao Masoandro no kendreko ny alahelo no manery Mitady ny herinao ao anatiko ao Mety ho resy ny andro, fa ny tena tsy handady Satria mbola misy miandry any alavitra any Letras de cancionesTsy maintsy hiverina fa miandry Ny fandriana mafana eo akaikinao Aza avelanao irery, lasa eritreritra kely Hatokana ho antsika , hatokana ho antsika e ! Aza avelanao mody aho raha tsy mitolana Ilay masoandro natokana ho anao Aza avelanao mody ô !Ô !Ô !Ô Tsy hadalan?ity fo, na redirediny loha Ny nandaozako anao mbola tia Fa mahatsiaro irery ka raiso antanandroa Fo mitady anjara masoandro Ref: Mety ho resy ny andro, fa ny tena tsy handady Satria mbola misy miandry any alavitra any Tsy maintsy hiverina fa miandry Ny fandriana mafana eo akaikinao Aza avelanao irery, lasa eritreritra kely Hatokana ho antsika , hatokana ho antsika e ! Aza avelanao mody aho raha tsy mitolana Ilay masoandro natokana ho anao Aza avelanao mody ô !Ô !Ô !Ô From Letras Mania