Melky

Aza Variana
Hay ve,izy io tsy tia ahy Hay ve,to namitaka ahy Hay ve izy,ilay nilaza fa tia hay ve niatsara-velatsihy Sanatia,sanatria Ref:Aza viraviraina izy io rehefa tia Aza atao kilalao fa omeo ilay fitia Fantatro ianao fa manam-bola sy harena Rehefa tia anao izy ,aza hosihosena Ho aiza , tsy hitako izay ho atao Ho aiza , izy lasa nandao Ho aiza ary iz izy ilay nilaza fa tia Ho aiza niatsara-velatsihy Sanatria,sanatria (Merci à Tera pour cettes paroles) From Letras Mania