Melky

Antso
isakin'ny mba hiteny aho dia miahotra isakin'ny mba hilaza aho dia matahotra efa impirimpiry moa fa ankehitriny izao anolotena ho an'i Jesoa Mpamonjy aho fa olo-mbaovao. Jeso,ity aho Jeso,fa vonona aho hanolon-tena ho Anao raiso ity mpanomponao REF:Tompo,Andriamanitro ianao ananja anao aho @ fo sy saina fanahy n'aiza n'aiza misy ahy ny androko rehetra atolotro ho azy ka ny hazavany no anjaka ao tsy hisalasala intsony aho hanolon-tena ho Anao raiso ity mpanamponao REF: (Merci à Tera pour cettes paroles) From Letras Mania