Melky

Anao
iza intsony moa no hihaino ahy raha hitaraina raha tsy eo ianao angaina iza ihany koa no mba hihantahantana raha tsy eo ianao lasàna tena tsaroana ho banga raha izany tokoa no hitranga aza ilaozanao irery eto aho fa ory ity fo torotoro raha ny amiko rehetra tsy mba mandao f' efa anao anao manontolo tsisy hafa antenaina f' efa ianao no hery sy aina ampisokata ilay maraina miran avokoa izany saina sy fo efa henika anao toko sarotra ho ahy ny hanavao efa feno tanteraka anao aza ilaozanao ..... na iza hiseo andrabiraby eo ny foko efa tia tsy ho leo fa inao ihany no mamiko indrindra eto antany aza ilaozanao (Merci à Tera pour cettes paroles) From Letras Mania